Politique

Antoko HVM Mametraka ny rantsany eran’ny tanŕna


  • Alatsinainy 02 Martsa 2015

Miomana mafy amin’ny fiatrehana ny fifidianana Ben’ny tanŕna hotanterahina ny 17 Jolay ho avy io raha tsy misy ny sampona ny antoko Hery Vaovaon’i Madagasikara. Vonona ny hiara-kiasa amin’ny rehetra izy ireo raha araka ny fantatra ary afaka

 

miditra ho mpikambana ao aminy izay kandida vonona hanatanteraka ny progaraman’asan’ny fanjakana. Nisongadina ireo nandritra ny fananganana ny rantsan’ny antoko HVM teny Talatamaty ny sabotsy lasa teo. Nambaran’i Norolandisoa Robson Eliane, delegen’ny antoko eny an-toerana moa fa tsy maintsy misedra ny fifidianana voalohany izay kandida vonona ny hiaraka hiasa amin’izy ireo, ao anatin’ilay lohahevitra hoe : mifanome tanana ho an’ny fampandrosoana. Anisan’ny efa mpikambana ao anatin’ny antoko moa ny Ben’ny tanànan’Ambohidratrimo amin’izao fotoana  izay tazana nitarika ny lanonana teny an-toerana.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT