Politique

“Subvention”-n’ny Kaominina Dila ihany ny 2014, tsy azo ny 7 tapitrisa Ariary


  • Talata 03 Martsa 2015

Ny vola fanampiana 7 tapitrisa Ariary tapany faharoa tamin’ny taona 2014, hatramin’izao tsy naloan’ny fanjakana, ny vola 330.000 Ariary nataon’ireo kandida Ben’ny tanŕna antoka tamin’ny 2010 saika hanaovana fifidianana ihany koa tsy niverina hatramin’izao. Fa inona no mitranga ao amin’ny fanjakana ao, tsy

 

fananam-bola ve ? Kaominina maro manerana ny Nosy ankehitriny no mitaraina ho tsy mbola naharay io “subvention” andiany faharoa mitentina 7 tapitrisa Ariary, fanomen’ny fanjakana io, nefa anisan’ny miantoka ny fampandehanan-draharahan’ny Kaominina sy handoavana karaman’ny mpiasa. Ny any Vatovavy Fitovinany no re fa efa tonga ao amin’ny Tahirimbolam-panjakana ny vola fa olana ara-teknika (hono) no tsy mbola nivoahany. Ny volan’ireo kandida Ben’ny tanàna moa dia tsy fantatra mazava ny nalehany na nampiasana azy, fa dia natao valy boraingina fotsiny hoe tsy haverina raha mbola hirotsaka fa haverina kosa raha hirotsaka.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT