• Alakamisy 19 Martsa 2015
Politique.Hery Rajaonarimampianina Nahazo “Honoris Causa” ihany koa

Notoloran’ny HEC (Hautes Etudes Commerciales) avy any Frantsa ny maripahaizana avo lenta Doctor Honoris Causa omaly ny fi-loham-pirenena Hery Rajaonarimampianina.Tonga teny Iavoloha nanolotra izany Atoa Bernard Ramanantsoa tale jeneralin’ny HEC

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Martsa 2015
Politique.Randriamahefa Charles Ambonimbony kokoa no sahaza an’i Orlando Robimanana

Roa volana teo ho eo ny tenako ny 8 janoary ka hatramin’ny 5 martsa teo no tany Andafy noho ny resa-pianakaviana nefa dia nanaraka tsy tapaka ny toe-draharaham-pirenena taty Madagasikara tamin’ny alalan’ny aterineto sy ny fahitalavitra

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Martsa 2015
Politique.Fitondran’ny HVM Mampiesona isan’andro

Tsy misy andro iray ka tsy handrenesana fimenomenoman’ny olona momba ny fitondram-panjakana. Mba nisy ihany anefa, herintaona lasa izay ny nanantena fiovana tokoa tamin’izao fitondran’i Hery Rajaonarimampianina izao

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Martsa 2015
Politique.Satan’Antananarivo Miankina amin’io ny hisian’ny fifidianana

Mila mahandry tantana ireo kandida ben’ny tanàna eto Antananarivo. Tsy afaka mametraka ny taratasy filatsahan-kofidiana ireo kandida ho ben’ny tanàna ao amin’ny Kaominin’Antananarivo Renivohitra, Nosy be ary Sainte Marie raha tsy mahazo

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Martsa 2015
Politique.Hetsika « Téléthon » nosakanana tany Toliara Nampivandravandra ny tsy fitovian-kevitry ny MAPAR

Mivandravandra be toa azo tsapain-tanana mihitsy ny tsy fifankahazoan-kevitra eo amin’ireo ankolafy MAPAR misy raha tarafina amin’ny hevitr’izy ireo mahakasika ny hetsika « Téléthon » saika natao tany Toliara ny faran’ny herinandro teo no asian-teny. Ampahany amin’izany ireo hevitra roa haseho anao eto ambany ireto.

Hamaky ny tohiny
FTT