Politique

Minisitra Solonandrasana Olivier Ombay mitady !


  • Alakamisy 19 Martsa 2015


 

Ny minisitry ny toekarena sy ny tetipivoarana, ny jeneraly Raveloharison Herilanto no nanao sonia ireo volavolan-dalàna efatra dinihin’ireo solombavam-bahoaka mivory tsy ara-potoana eny Tsimbazaza. Amin’ny anaran’ny Minisitry ny Atitany mpisolo toerana no nanaovany izany. Tranga izay nanaitra ny maro ary mampametra-panontaniana hoe nankaiza ny minisitra Solonandrasana Mahafaly Olivier, izay nisasatra, nively vy, niaritra tsikera sy ny fanankianana samihafa ; sa tofoka tamin’ny tsy fahombiazan’ny tamin’ny andiana volavolan-dalàna voalohany iza notsipahin’ny Fitsarana avo momba ny lalampanorenana, ka aleo mba ny hafa indray no hizaka ? Sa efa fambara izao fa hosoloina olon-kafa ny toerany ?

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT