Politique

TIM Ambatondrazaka Ankasitrahan’ny maro Rafidimanana Louis Fidčle


  • Alarobia 01 Aprily 2015

Tena an-kafaliana tokoa ary narahina tehaka nirefodrefotra no nandraisan’ny rehetra ny fahalanian’Atoa Rafidimanana Louis Fidčle ho kandidŕ ben’ny tanŕna TIM any Ambatondrazaka tampon-tanŕna izay tontosa ny alahady tolakandro teo tany an-toerana.

 

 Hoy Rtoa Rasoamalala Odette Brenda mpandrindra ny vehivavy TIM. Kandidà niainga ifotony araka ny hafatry ny filoha Marc Ravalomanana izy satria ireo lohandohan’ny mpisorona niisa 92 avy amin’ny fokontany 9 ao amin’ity tanàna ity no solontenan’ny fototra nandray anjara tamin’ny fifidianana. 1 volana mahery teo ho eo no nanaovana fampihavanana anatiny namerenana am-bala ireo nania ka nanaovana velirano fa tena hifanampy marina ny rehetra ary hanaja ny fitsipi-pifehezana natao. Ireo zatra ny lalan-dririnina fa efa zatra mitaingina soavaly maty no mamily mandrakariva ny resaka sy mbola manely tsaho,  hoy ity mpitarika ny TIM atokisan’Alaotra manontolo ity.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT