Politique

Sahondra Rabenarivo Miantso ny mpanohitra mba ho sahy hijoro


  • Alarobia 01 Aprily 2015

Tsy mbola milamina ny fiainam-pirenena, hoy Rabenarivo Sahondra mpamakafaka ara-politika no sady mpahay lalàna.

 Mikasika ny fifidianana kaominaly manokana dia notsindriany fa tsy fantatra na ho tanteraka na tsia raha tsy tambo isaina ny filazany ny fidangan’ny vidim-piainana amin’izao nefa tsy mba misy toromarika omen’ny fanjakana  mijoro  ny vahoaka akory. Variana amin’ny fandaniana lalàna fotsiny ny fitondrana, hoy hatrany izy fa tsy mijery intsony ireo mahatery ny vahoaka. Manoloana izany dia miantso mpanohitra ny fitondrana izy mba ho sahy hijoro. Manana tombony manokana mantsy izy ireny noho ny fananany fotoana in-droa isan-taona hanaovana resaka miaraka amin’ny praiminisitra sy ny parlemantera hahafahana mitondra ireo maharary ny vahoaka.

Pati


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT