Politique

VOT Vakinankaratra Manameloka ny fanapenam-bava ny filoha Ravalomanana


  • Alarobia 15 Aprily 2015

Manameloka tanteraka ny fihetsiky ny mpitondra sy ny mpitandro filaminana nanao fihetsika mahamenatra nataon’izy ireo ny sabotsy lasa teo ny VOT na ny vondron’olon-tsotra Vakinankaratra araka ny fanambarana nataon’ireo mpitarika any an-toerana.

 

 Misaotra tanteraka ny fahendren’ny filoha Ravalomanana ihany koa izy ireo amin’ny fahatoniana izay nasehony ary mankahery tanteraka ireo rehetra mpomba azy mba tsy ho kivy ambony ihany amin’ny ataon’ny mpitondra amin’izao fotoana. Manoloana izany dia hisy hetsika ho firaisankina hataon’ny VOT Vakinankaratra ny sabotsy 18 aprily ho avy izao izay iantsoan’izy ireo ny mpiara-mitolona rehetra ho firaisankina amin’ny filoha Ravalomanana ka aorian’izay dia hisy ny fanambarana goavana hataon’izy ireo. Marihina moa fa hitarika ny fotoana ny mpandrindra nasionalin’ny VOT.

Caïus R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT