Politique

ANDRY CONCEPT Kandida Ben’ny tanŕnan’Antananarivo


  • Alakamisy 16 Aprily 2015

Hirotsaka hofidiana ho Ben’ny tanŕnan’Antananarivo Ranaivo Andry izay fantatry ny maro amin’ny anarana hoe : Andry Concept.

 

Ho famerenana indray ilay hasin’ny maha olona sy ny  fanentanana ao anatin’ny tsirairay no tanjony amin’ny alalan’ilay fikambanana 101 izay mivoy ilay hetsika  “stand –up Tana” na ny hoe : mitsangana amin’izay. Anisan’ny  nanosika azy, raha ny nambarany ny fahitany ny mponin’Antananarivo izay efa ambany laharana noho ny biby mihitsy  amin’izao amin’ny alalan’ny fitsindrohana fako sy ny fihinanana ireo karazan-javatra lany daty mora vidy… Tsy harena intsony no tadiaviko, hoy izy satria efa nahazo ny valim-pitia tamin’Andriamanitra aho amin’ny maha Andry Concept ahy. Na izany aza, tsy mety mangina ny fo aman’eritreritra manoloana ny fahorian’ny mpiara-belona ka tsy maintsy mijoro. Anisan’ny tanjon’ity kandida iray ity moa ny hanovana ny toe-tsain’ny rehetra mba hitodika bebe kokoa mankany amin’ny fampandrosoana.

Pati


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT