Politique

Fanonganam-panjakana tamin’ny 2009 Nanaratsy endrika tanteraka ny foloalindahy


  • Talata 21 Aprily 2015

Niaiky ny minisitry ny fiarovam-pirenena, ny jeneraly Rakotozafy Dominique omaly fa tena nanaratsy endrika ny foloalindahy malagasy ny fandraisany

 
 

 anjara mivantana tamin’ny fanonganam-panjakana ny taona 2009. Tena nanaratsy endrika ny foloalindahy tany ivelany izany, hoy izy ary nisy ny ezaka tsy maintsy natao mba namerenana indray ny fahatokisan’ireo mpiara-miasa amintsika any ivelany ny foloalindahy malagasy. Sary miraikitra ao an-tsain’ireo firenen-dehibe ny hoe mpanongam-panjakana ny miaramila malagasy ka tsy maintsy misy ny fifanazavana sy fifandresen-dahatra atao, hoy ny minisitra.

RTT

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT