- Talata 28 Aprily 2015
Fifidianana kaominaly Handrasana amin’ity herinandro ity ny hevitry ny AMF.3FM
Raha nanakoako ny hevitry ny antoko politika TIM sy MFM avy tao amin’ny ankolafy Ravalomanana ny amin’ny hoe samy handeha irery amin’ny fifidianana kaominaly ho avy dia handrasan’ny maro fatratra ny hevitr’ireo antoko roa hafa, ny Teza sy ny AMF/3FM samy niara-dia tao amin’ity ankolafy ity avokoa
Hamaky ny tohiny
