• Alatsinainy 04 Mey 2015
Politique.Fahafahan’i Marc Ravalomanana Andrasana ny fivoahan’ny taratasy ofisialy

Miandry am-pitoniana ny fivoahan’ny taratasy ofisialy voasonian’ny filohan’ny repoblika momba ny fanafoanana ilay didim-panjakana nivoaka tamin’ny 24 desambra 2014 ka mametra ny fahafahany mivezivezy Atoa Marc Ravalomanana sy ireo mpiara-dia aminy

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Mey 2015
Politique.Antenimieram-pirenena Hivory indray manomboka rahampitso

Hiatrika ny fivoriana ara-potoana voalohany amin’ity taona ity manomboka rahampitso talata ireo solombavambahoakan’i Madagasikara, araka ny antso maika nataon’ny filohan’ny antenimieram-pirenena omaly alahady.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Mey 2015
Politique.“Fifanampiana malagasy” Manampy hatrany mpiara-belona

Taorian’ny nananganany an’ireo sekoly tamina Faritra maromaro teto amin’ny nosy mba hanomezana fanabezana ho olom-banona ny zanaky ny fianakaviana tra-pahasahiranana dia manohy ny asa fanampiana ireo mpiara-belona indray amin’ny fanomezana zavatra ireo sokajin’olona marefo ka ny Fifanampiana

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Mey 2015
Politique.Ben’ny tanànan’i Toamasina I Misy Ratsiraka roa hirotsaka kandida

Raikitra indray ny “Fihavanana tour” fanaon’ny Malagasy Tonga Saina “MTS” tarihin’i Roland Ratsiraka. Tao Ampanalana izy ireo omaly 03 mey, nanasa ny vahoakan’i Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Mey 2015
Politique.Pety Rakotoniaina Mankasitraka ny fehin-kevitra nivoaka teny Ivato

Na dia niteraka fanehoan-kevitra vaovao isan-karazany indray aza ny fehin-kevitra nivoaka tamin’ilay fihaonambe nasionalin’ny fampihavanam-pirenena notarihan’ny FFKM ka nifarana tamin’ny sabotsy teo teny Ivato, hoy ny filohan’ny antoko Tambatra, ¨Pety Rakotoniaina” dia tohananay marindrano kosa sady

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Aprily 2015
Politique.Marc Ravalomanana Ho afaka tanteraka tsy ho ela

Voaresaka matetika hatramin’ny nahatongavany teto an-tanindrazana tamin’ny oktobra 2014 Atoa Marc Ravalomanana. Raha vao misy olona miresaka politika dia tsy maintsy tafiditra ao anatin’izany ity filoha teo aloha ity. Raha nisy ny fifaninanana mpanao politika malaza dia azo antoka fa norombahany ny laharana

Hamaky ny tohiny
FTT