• Alarobia 06 Mey 2015
Politique.Fiadidiana ny faritra Alaotra Mangoro Manome lanja ny miralenta

Nanome voninahitra ny fanamarihana ny faharoa taona nijoroan’ny fikambanam-behivavy Miray ao Mahatsinjo Morarano chrome ny faran’ny herinandro teo ny lehiben’ny faritra Ranaivonirina Jean Yves mivady.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Mey 2015
Politique.Filoham-pirenena teo aloha Manan-jo hisitraka fiarovana avy amin’ny fanjakana

Rava ilay didim-panjakana mametra ny filoha teo aloha Ravalomanana Marc harahi-maso amin’ny toerana voatokana. Nisahana ny fampiharana azy io hatramin’ny volana oktobra 2014 ny mpitandro filaminana, araka ny toromarika avy amin’ny fitondram-panjakana tarihan’ny filohan’ny Repoblika Rajaonarimampianina Hery.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Mey 2015
Politique.Vita ny sonia Tanterahana izay nekena

Miditra amin’ny dingana ambonimbony kokoa ny fizotry ny fampihavanam-pirenena ankehitriny. Tontosa omaly teny amin’ny efitrano fivoriana iraisam-pirenena teny Ivato ny sonia ny boky mirakitra ireo tolo-kevitr’ireo mpizaika nandritra ny fihaonambe ho an’ny dinika ho an’ny fampihavanam-pirenena izay natao teny an-toerana ihany ny herinandro lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Mey 2015
Politique.Green Gasikara Mendrika ho ravana ny rafitra mpanao lalàna ankehitriny

Nampiteraka resabe tamin’ny tontolo politika eto amin’ny firenena ny fehin-kevitra navoakan’ny dinika fampihavanam-pirenena notarihan’ny FFKM. Ireo voakitikitika ny sezany no tena mampiaka-peo. Manana ny heviny koa anefa ny hafa, toy ireo antoko politika ety an-tsisiny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Mey 2015
Politique.Fahendren’i Marc Ravalomanana Mankarary an-doha ny sasany

Mampieritreritra ihany indraindray ny fihetsika na ny fomba fitenin’ny vondron’olona sasany ary misy mihitsy ireo tsy vonona amin’ny hisian’ny fitoniana sy filaminana eto

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Mey 2015
Politique.Fifidinana ben’ny tanàna Nahemotra amin’ny 15 mey ny fara fanaterana ny dosie

Manoloana ny fitavozavozan’ny fanjakana tamin’ny fandraisana fanapahan-kevitra momba ny fifidianana, toy ny tsy nivoahan’ny didim-panjakana mamaritra ny fifidianana kaominaly raha tsy tamin’ny 1 aprily 2015, ny 8 aprily 2015 no nanomboka ny fandraisana ny antontan-taratasy firotsahan-kofidiana nefa aty amin’ny 16 aprily 2015 vao notendrena ireo “Préfet”

Hamaky ny tohiny
FTT