Politique

NAIVO RAHOLDINA Ny fametraham-pialan’ny filoham-pirenena ihany no vahaolana


  • Talata 16 Jona 2015

Efa tsy misy intsony ny fifampitokisana eo amin’ny solombavambahoaka sy ny mpitondra, hoy i Naivo Raholdina omaly raha nanontaniana ny heviny mikasika ny kabarin’ny filoha izay miantso fifanomezan-tanana izy

 

. Efa nanomboka tany amin’ny fanendrena ny praiminisitra sy ny fanovana ny birao maharitry ny Antenimieram-pirenena izany, hoy izy ary mbola mitohy hatramin’izao. Aminy dia valin-teny politika ireny navoakan’ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana tamin’ny sabotsy  ireny fa tsy fitsarana velively. Ny fialan’ny filoham-pirenena amin’ny toerany ihany no hitany fa vahaolana ahitana ireo vahoaka manara-dia ny filohany izay notsindriany manokana fa tsy misy afa-tsy ny mpikambana eo anivon’ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana, ny mpitandro ny filaminana ary ny mpiasan’ny radio sy televizionam-panjakana intsony. Tsy misy mieritreritra ny hiara-kiasa amin’ny filoha Hery Rajaonarimampianina intsony ny solombavambahoaka rehetra, hoy hatrany izy.

 

Pati


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

Hijery ny tohiny
FTT