• Talata 16 Jona 2015
Politique.Fikambanana Voarabe Tsy hanaiky hatao fitaovana ny ambany tanàna

Manao antso avo amin’ny eny ambany tanàna rehetra sy ny vahoaka tsy vakivolo mba samy ho tony sy tsy hanaiky hatao fitaovana amin’ny fanakorontanana izahay Voarabe sy ireo mpiara-dia aminay toy ny « Grand corps de l’Etat»,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Jona 2015
Politique.Minisitra Solonandrasana Mahafaly Olivier Tsy sazy akory ny famoahana ny IST

Tonga eto Tsimbazaza izahay hifanatrika amin’ireo solombavambahoaka satria nantsoina, hoy ny minisitry ny atitany Solonandrasana Solonandrasana Mahafaly Olivier tamin’ny faran’ny herinandro teo, satria vonona hifanatrika amin’izy ireo fa izany no voalazan’ny lalàmpanorenana, izany no fototry ny demokrasia.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Jona 2015
Politique.Fampiharana ilay “Pacte de responsabilité” Midongy tsy hanao ny Mapar

Ankoatra ny fivorian’ny birao maharitra dia nangina tanteraka ny teny amin’ny Antenimieram-pirenena omaly

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Jona 2015
Politique.Sehatra iraisam-pirenena Miantso ny hihaonan’ny filoha sy ny depiote

Miditra an-tsehatra amin’ny fikaroham-bahaolana momba ny krizin’ny andrim-panjakana eto amintsika ny fianakaviambe iraisam-pirenena, efa nisy ny fanambarana avy amin’ny GIS M ny faran’ny herinandro teo izay miantso ny rehetra mba hankato ilay fanapahan-kevitry ny HCC.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Jona 2015
Politique.Toliara,10 andro mialoha ny fetim-pirenena Mbola vitsy ny tokantrano manangan-tsaina

10 andro alohan’ny fankalazana fetim-pirenena izao, dia mbola vitsy ireo tokantrano ao Toliara manangan-tsaina, kanefa taloha raha vao migadona ny volana jona isan-taona dia nanomboka hita nikopakopaka teny amin’ny tokantrano maro ny sainam-pirenena. Raha tsiahivina dia ny 8 jona lasa teo ny fanombohana ny fametrahana ny sainam-pirenena isan-tokantrano

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Jona 2015
Politique.Governemantan’ny marimaritra iraisana Tombontsoa ho an’ireo mpanao politika

Tsy vao izao no niainan’ny vahoaka Malagasy ny tsy fitovian-kevitra na fomba fijery eo amin’ireo sokajiana ho tompon’andraikitra mitantana ny tany sy ny fanjakana na koa ireo mpanao politika amin’ny ankapobeny izay mikatsaka fahefana sy seza

Hamaky ny tohiny
FTT