Politique

Antenimieram-pirenena Tsimbazaza Lasa tanŕna haolo


  • Zoma 19 Jona 2015

Mangina tanteraka ny eny anivon’ny Lapan’ny Antenimieram-pirenena eny Tsimbazaza ankehitriny. Tsy tonga eny an-toerana ireo solombavambahoaka tokony hiatrika ny fivoriana ara-potoana voalohany misy ankehitriny. Mangadihady tsy misy soratra ny tabilao fametahana ny fandaharam-potoana tokony harahin’ireo solombavambahoaka

. Vitsy tsy toy ny mahazatra ireo fiara raitra manemitra ny parking ity toerana ity. Tena misy “vide parlementaire” raha izay no azo hanambarana azy, hoy ny maro, ary tahaka ny lasa tanàna haolo ny eny Tsimbazaza eny. Heno kosa anefa fa miatrika fivorivoriana any an-toeran-kafa any ihany ireo ankolafina solombavambahoaka samihafa araka ireny fanambarana amin’ny haino aman-jery etsy sy eroa arahina ireny. Azo antoka aloha ao anatin’izany fa mitomboka ihany ny “indemnités de cession” aloan’ny vahoaka amin’ireto depioten’i Madagasikara mpivangabao ireto.

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

Hijery ny tohiny
FTT