Politique

Ambanja Sefo Fokontany miisa 29 no indray nesorina


  • Zoma 19 Jona 2015

Mitohy ny fanesorana amin’ny toerany Sefom-pokontany amin’izao ankatoky ny fotoam-pifidianana izao. Any Ambanja, fantatra izao 29 be izao no indray nesorina

 

, araka ny didim-pitondrana 006/DIST/AJA/FOK tamin’ny 26 mey 2015 teo. Misy amin’izy ireo no nirotsaka ho kandida Ben’ny tanàna, ka izao no nanesorana azy, fa ny ankamaroany dia antony politika no nanilihana azy, ka lasibatra ireo olon’ny Tiako I Madagasikara. Lasibatra koa ireo Ben’ny tanàna kandida TIM, tsy vitsy tamin’izy ireo no nalaina an-keriny ny fanalahidin’ny biraon’ny Kaominina tantanany toy ny tao Maevatanana, Ankatafahely, Androhibe CNIA, Ambatomenavava ary Begavo I.

Nangonin’i Jean D.       

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

Hijery ny tohiny
FTT