• Alarobia 29 Jolay 2015
Politique.Tetikasan’i Lalao Ravalomanana Hahazo famatsiam-bola avy any Afrika atsimo

Faradoboky ny fampielezan-kevitra amin’ny fifidianana ben’ny tanàna anio alarobia 29 jolay ka ho an’ny kandida Lalao Ravalomanana dia eny amin’ny kianja SICAM Anosizato no hifampitaona amin’ny vahoakan’Antananarivo izy sy ireo mpiara-dia aminy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Jolay 2015
Politique.Mponin’Anosibe Hanao rodobe hifidy an’i Neny

Raiki-tapisaka amin’ny mponin’Anosibe ny asa maharitra sy raitra nataon’Atoa Marc Ravalomanana tamin’iny faritra iny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Jolay 2015
Politique.Lalatiana Rakotondrazafy Leo azy ireo very asa tamin’ny 2009

Mahatsiaro ho voafitaka ka velon-taraina mafy ireo mpiara-dia tamin’ny kandida Lalatiana Rakotondrazafy hatrany am-piandohana,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Jolay 2015
Politique.Rabarijaona Tovo Antsirabe matoky azy, Dada hanampy azy 100%

In’efatra notsidihan’ny filoha teo aloha sady filoha nasionalin’ny Tiako i Madagasikara Marc Ravalomanana ny tanànan’Antsirabe tao anatin’ny iray volana,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Jolay 2015
Politique.Fampielezan-kevitra eny Mahitsy Manohitra ny fanavakavahana ara-pihaviana mitranga ny Fimpa

Miasa fatratra amin’ny fanaraha-maso sahady ny amin’ny fanatanterahana ny fizotran’ny fifidianana kaominaly ho tanterahina amin’ny 31 jolay izao ny FIMPA

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Jolay 2015
Politique.Randrianarison Patricia Hanohy ireo asa marobe efa vita

Hita taratra nandritra ny fampielezan-kevitra ny fifamatorana matotra eo amin’ny vahoakan’Antehiroka sy ny kandida ben’ny tanàna Randrianarison Patricia.

Hamaky ny tohiny
FTT