- Sabotsy 01 Aogositra 2015
Politique.Kaominaly 2015 Tena tandrametraka sy kitotoa tokoa
Tena tsy mamely, araka ny fomba fiteny tokoa ny fifidianana kaominaly notanterahana omaly zoma 31 jolay 2015 teto Madagasikara
Hamaky ny tohinyTena tsy mamely, araka ny fomba fiteny tokoa ny fifidianana kaominaly notanterahana omaly zoma 31 jolay 2015 teto Madagasikara
Hamaky ny tohinyNilamindamina ihany toy ny tany amin’ny faritra hafa rehetra ny fizotran’ny fandatsaham-bato omaly teny amin’ireo kaominina manodidina an’Antananarivo
Hamaky ny tohinyNa dia tsy nivoaka ofisialy aza ny vokatra tamin’ny fifidianana ben’ny tanàna sy mpanolotsaina nitambatra teto Antananarivo-Renivohitra
Hamaky ny tohinyFamintinana niaraka tamin’ny fampahatsiahivana ireo zava-dehibe nanamarika ny fifandresehan-dahatra nandritra ny 14 andro no nanamarihan’i Neny Lalao Ravalomanana ny faradoboka nifamotoany tamin’ny vahoakan’Antananarivo renivohitra teny amin’ny tany malalaka Anosizato omaly.
Hamaky ny tohinyIankinan’ny ho avin’ny firenena sy ny fahamarinan-toeran’ny fanjakana izay mety ho vokatry ny fifidianana ben’ny tanàna eo.
Hamaky ny tohinyNoezahana novolena teto Madagasikara ny fankahalana tao anatin’ny 5 taona mahery. Nanjaka ny herisetra sy ny afom-panavakavahana sy fanilikilihana nanomboka tamin’ny taona 2009
Hamaky ny tohiny