• Talata 11 Aogositra 2015
Politique.Ravelonarivo Jean «Tsy mpandroba ny fanjakana»

Naneho ny heviny manoloana ny zava-nitranga tany Fianarantsoa ny praiminisitra Ravelonarivo Jean omaly tetsy amin’ny DLC Anosy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Aogositra 2015
Politique.Tsimbazaza Tsy misy tokotaniny ny fanitsiana ny tetibola

Mitohy ny vakansy eny Tsimbazaza. Ireo solombavambahoaka anefa no tsy mivory, taorian’ny nifaranan’ny fivoriana ara-potoana tamin’ny faran’ny jona 2015,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Aogositra 2015
Politique.Rakotomamonjy Jean Max Lasa nitsaitsaika, tonga mangingina

Efa tonga vao fantatra fa lasa tany ivelany tany ny filohan’ny Antenimieram-pirenena Rakotomamonjy Jean Max. Tany Afrika Atsimo

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Aogositra 2015
Politique.Kaominina Alasora Anaovan’ny Mapar sy ny tsy miankina angaredona ny MDV

Nanitsy ny voalazan’izy ireo ny faran’ny herinandro teo ny fikambanana Mahasoa tamin’ny alalan’ny kandidà Neny Julia sy ny Mapar tamin’ny alalan’ny kandidà Thierry Rabary

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Aogositra 2015
Politique.Fifandanjan-kery politika Hanao fifidianana depiote alohan’ny fotoana ?

Hamaritra ny fifandanjan-kery politika eto Madagasikara ny vokatry ny fifidianana kaominaly natao tamin’ny 31 jolay 2015 teo. Eo am-piandrasana ny vokatra ofisialy havoakan’ny Fitsarana misahana ny ady ifanaovana

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Aogositra 2015
Politique.Marc Ravalomanana Manakaiky ny vahoaka hatrany

Mitsidika ny ilany andrefan’ny nosy iny nanomboka ny faran’ny herinandro teo Atoa Marc Ravalomanana sy Ramatoa vadiny ary mpanara-dia azy ireo vitsivitsy

Hamaky ny tohiny
FTT