Politique

Fifidianana Ben’ny tanŕna Nisy 22 nahazo vato 100%


  • Sabotsy 22 Aogositra 2015

Kaominina miisa 22 nanerana ny Nosy no tsy nahitana afa-tsy lisitra tokana tamin’ny fifidianana kaominaly natao tamin’ny 31 jolay 2015 lasa iny.

Tsy nisy mpifaninana. 100% avokoa ny vokatra ho an’ireo Ben’ny tanàna sy mpanolotsaina nirotsaka tamin’ireo Kaominina ireo, dia : Anivorano Nord (Antsiranana II) ho an’ny Faritra DIANA. Morarano Soafiraisana (Andramasina), Andranomisa (Anjozorobe), Ambanitsena (Manjakandriana) ary Beronono (Anjozorobe) ho an’ny Faritra Analamanga. Behabobo (Beloha) ho an’ny Faritra Androy. Mikoboka (Sakaraha) sy Mitsinjo (Sakaraha) ho an’Atsimo Andrefana. Faravohitra (Faratsiho) sy Andriambilany (Ambatolampy) ho an’i Vakinankaratra. Ambodimerana (Anosibe An’Ala) ho an’Alaotra Mangoro. Ambodinonoka (Mananjary) tany Vatovavy Fitovinany. Sarobaratra (Tsaratanana) sy Sakoamadinika (Tsaratanana) ho an’i Betsiboka. Andekaleka (Brickaville) ho an’ny Faritra Atsinanana. Mahajeby (Fenoarivobe) ho an’i Bongolava. Ambohimitombo I (Ambositra), Soanakambana (Fandriana) ary Isandrandahy Ambony (Fandriana) ho an’Amoron’i Mania. Vohiposa (Ambohimahasoa) ho an’i Haute Matsiatra ary Bemarivo Ankirondro (Belo sur Tsiribihina) sy Betsipolotra (Miandrivazo) ho an’i Menabe.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

Hijery ny tohiny
FTT