• Alakamisy 20 Aogositra 2015
Politique.Mampiesona

Manomboka mampitovy tadin-dokanga

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Aogositra 2015
Politique.HVM sy MAPAR Miray petsapetsa indray

Tsikaritra tato anatin’ny herinandro izao fa manomboka mampitovy tadin-dokanga amin’ny HVM indray ny vondrona Mapar ka nanamafy mihitsy fa vonona ny hiditra ao anatin’ny governemanta.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Aogositra 2015
Politique.Grevin’ny Jirama Ho avy ny sarika am-pandriana

Tsy tontosa ny fikasan’ireo mpiasan’ny Jirama mitokona hanapaka ny jiro sy rano teny amin’ny minisiteran’ny angovo Ampandrianomby omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Aogositra 2015
Politique.Fifidianana kaominaly 1 700 ny fitarainana voaray

Amin’izao fotoana izao dia mahatratra 1 700 ny isan’ny fitarainana tonga eny amin’ny fitsarana misahana ny ady amin’ny fanjakana manerana an’i Madagasikara mahakasika ny fifidianana ben’ny tanàna farany teo

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Aogositra 2015
Politique.Fiaraha-miasa amin’ny mpitandro filaminana Hifanjevo ny Amerikanina sy ny Rosianina

Nitsidika tamin’ny fomba ofisialy ny jeneraly Paza Didier Gérard, sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimariam-pirenena teny amin’ny toeram-piasany atoa Stanislas Akhmedov, masoivohon’i Rosia eto Madagasikara

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Aogositra 2015
Politique.Hery Rajaonarimampianina

Niantso ny depiote maro an’isa hanohana azy Omaly alina no tafaverina an-tanindrazana rehefa avy tany Milan –Italia ary avy eo nanatrika ny fivorian’ny Sadc tany Gaborone ny filoha Hery Rajaonarimampianina,

Hamaky ny tohiny
FTT