Politique

Fandihana ny volavolan-dalana mikasika ny CENI Nafana ny adihevitra teny Tsimbazaza


  • Talata 06 Oktobra 2015

Tombontsoan’ny besinimaro no jerena ao anatin’ny fananganana ny CENI, hoy ny depiote avy any Manakara, fa tsy tombontsoan’olom-bitsy satria tsy nahomby loatra ny CENI-T teo aloha matoa nosoloina, ka tsy azo hirotorotoana fa dinihana milamina isan’andininy ity volavolan-dalàna ity.

 

Tena nafana ny adihevitra niarahana tamin’ny delegasion’ny ministeran’ny atitany ao anatin’ny asam-baomiera eny anivon’ny Antenimieram-pirenena eny izay mbola hitohy hatramin’ny alarobia 7 oktobra izao ka tsy mbola misy ny azo ambara mikasika azy io, hoy izy hatreto. Lalàna ho an’ny firenena no dinihana ao ka tsy misy fijerena izay ankolafy izatsy na zaroa fa dia tena dinihana isan’andininy ny voarakitr’izany volavolan-dalàna izany.

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

Hijery ny tohiny
FTT