- Alakamisy 08 Oktobra 2015
Politique.Madagasikara Mbola mila mpanabe maro
Raha araka ny fantatra dia mbola mila mpanabe marobe tokoa isika eto Madagasikara hahafahana manatsara hatrany ny fanabeazana ny zaza malagasy.
Hamaky ny tohinyRaha araka ny fantatra dia mbola mila mpanabe marobe tokoa isika eto Madagasikara hahafahana manatsara hatrany ny fanabeazana ny zaza malagasy.
Hamaky ny tohinyAnio no fotoana voafaritry ny fandaharam-potoana fa handinihana sy handaniana amin’ny alalan’ny tsanga-tanana ilay volavolan-dalàna mikasika ny fandrafetana ny CENI ; fivoriana hitambaram-be azon’ny be sy ny maro hatrehana moa izy ity taorian’ny asam-baomiera.
Hamaky ny tohinyMandeha dia mandeha ny fanakianana ankehitriny fa hitoerana kolikoly mahatsiravina ny manodidina an’ilay fampidirana ho mpiasam-panjakana an’ireo mpampianatra Fram manerana ny nosy.
Hamaky ny tohinyNanolotra ny taratasy manendry azy avy hiasa eto Madagasikara tamin’ny Filohan’ny Repoblika teny Iavoloha omaly alarobia, ny ambasadaoro vaovaon’i Pays Bas sy ny an’i Angola.
Hamaky ny tohinyAraka ny efa notaterina teto dia ao anatin’ny asa maika hataon’ny kaominina eto Antananarivo Renivohitra ny fijerena manokana ny zavatra hatao mba hisorohana fahasahiranana eny amin’ny faritra iva rehefa tonga ny vanim-potoan’ny orana.
Hamaky ny tohinyOmaly alarobia 7 oktobra dia nisy ny resaka nataon'ireo mpanolotsaina lany tamin'ny lisitra HVM fa mivory voalohany ny mpanolotsain'ny tanàna an-drenivohitr'i Farafangana, izay miisa 9 (HVM : 3 lahy 1 vavy ; TIM 3 lahy ; MMM : 2 lahy), hanangana ny birao hitarika io mpanolotsainan'ny tanàna io.
Hamaky ny tohiny