Politique

Fandaniana ny volavolan-dalŕna momba ny CENI Nampifandrifiana amin’ny fizarana vola ?


  • Alakamisy 08 Oktobra 2015

Anio no fotoana voafaritry ny fandaharam-potoana fa handinihana sy handaniana amin’ny alalan’ny tsanga-tanana ilay volavolan-dalŕna mikasika ny fandrafetana ny CENI ; fivoriana hitambaram-be azon’ny be sy ny maro hatrehana moa izy ity taorian’ny asam-baomiera.

 

 Azo antoka fa mba hisihisy indray ireo solombavambahoaka ho tonga eny Tsimbazaza anio satria efa nalefa ny resaka fa hisy ny fandoavam-bola tamin’ireo tombontsoa samihafa tokony ho azon’ireto depioten’i Madagasikara ireto, izay mbola tsy voarain’izy ireo teo aloha teo. Marihana fa efa herinandro izay  no nampanantenaina io vola io  saingy noho ny kajikajy politika,angamba dia izao amin’ny fotoam-pandaniana lalàna izao vao kendrena havoaka izany. Re fa aorian’ny fandaniana an’ilay volavolan-dalàna mihitsy vao avoaka io vola io mba tsy hisian’ny adihevitra be eo amin’ny fandaniana an’io lalàna io. Dia ho hita eo ny ho tohiny.

Rapaoly : Dia ho sanatria mbola ohatr’izany koa ve ny hiseho eny anivon’ny Antenimieran-doholona ho avy eo ê ?

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

Hijery ny tohiny
FTT