Politique

Mpampianatra Fram Lisitra vonjimaika daholo ireo efa nivoaka


  • Alakamisy 08 Oktobra 2015

Mandeha dia mandeha ny fanakianana ankehitriny fa hitoerana kolikoly mahatsiravina ny manodidina an’ilay fampidirana ho mpiasam-panjakana an’ireo mpampianatra Fram manerana ny nosy.

 Tsy tokony mbola hifaly na halahelo ireo mpampianatra Fram voasoratra na tsia amin’ny lisitr’ireo horaisina ho mpiasam-panjaka atsy ho atsy, hoy ny Talen’ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena Andriamampandry Todisoa nitafa fohy tamina mpanao gazety omaly, satria mbola vao lisitra vonjimaika avokoa ireny nivoaka ireny ka mety mbola hisy eo amin’ny 50 hatramin’ny 70 % any ho any mbola ho tratran’ny sivana amin’izy ireo. Miandry ireo fitarainana  ataon’ireo mpampianatra Fram samihafa izay ao amin’ny minisitera hatramin’izao ary nohalavaina hatramin’ny faha-15 oktobra ho avy ny fandraisana izany. Hisy ny fandinihan’ny « Comité adhock » handraisan’ny minisitera anjara miaraka amin’ny solontenan’ny ray amandreny, ny solontenan’ireo mpampianatra Fram, ny avy amin’ny Cisco isanisany, ny Dren … handinika ny antontan-taratasy fitarainana voaray ka hanala ny anaran’ireo tsy mpampianatra Fram akory izay tafiditra ao anatin’ilay lisitra vaovao ary hampiditra ireo anarana tena izy.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

Hijery ny tohiny
FTT