Politique

Angola sy Madagasikara Hiara-miasa eo amin’ny sehatry ny solika ?


  • Alakamisy 08 Oktobra 2015

Nanolotra ny taratasy manendry azy avy hiasa eto Madagasikara tamin’ny Filohan’ny Repoblika teny Iavoloha omaly alarobia, ny ambasadaoro vaovaon’i Pays Bas sy ny an’i Angola.

 

 Noresahin’ny Filoha Rajaonarimampianina sy ny ambasadaoro vaovaon’i Pays Bas, Jacob Rijkert Theodoor Frederiks, ny momba ny lalàn’ny fampiasam-bola eto Madagasikara ary koa ny maha sarobidy ny fahamarinan-toerana politika. Hisy ny tetikasa hajoro eo amin’ny sehatry ny rano, ny indostria mpamokatra sakafo, ary momba ny kolontsaina hiarahan’ny firenena roa tonta miasa.Niompana amin’izay mety ho fiaraha-miasa eo amin’ny sehatry ny toekarena, indrindra fa ny jono sy ny fizahantany kosa ny diniky ny filoha Rajaonarimampianina sy ny ambasadaoron’i Angola, Brito Antonio Sozinho. Afaka hanofana manampahaizana malagasy momba ny fitrandrahana solika ihany koa ry zareo any Angola noho ny fananany Sekoly manokana eo amin’io sehatra io.


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

Hijery ny tohiny
FTT