- Zoma 09 Oktobra 2015
Politique.Volavolan-dalàna hananganana ny CENI Nankatoavin’ny antenimieram-pirenena
Lanin’ireo solombavambahoaka niatrika ny tsangan-tanana natao tao anatin’ny fivoriana nitambarambe omaly ilay volavolan-dalàna mahakasika ny fananganana ny Ceni. Nahatratra 85 ireo solombavambahoaka nijanona ny efitrano fivoriana ka ny 84 samy nanangan-tanana avokoa fa ny iray kosa tsy nilaza ny heviny.
Hamaky ny tohiny
