Politique

Kaomisaria Betroka Polisy 27 indray nafindra toerana


  • Zoma 09 Oktobra 2015

Samy manana ny mampiavaka azy ny distrika 119 eto Madagasikara fa i Betroka dia hafa amin’ny rehetra. Ankoatra ireo vaovaon’ny tsy fandriampahalemana mampiavaka azy na dia avy any an-toerana aza ny lehiben’ny komisionan’ny fandriampahalemana.

 

Vaovao  farany  nanaitra avy any an-toerana  ankoatra ny famindran-toerana  zandary folo indray   mandeha  dia  polisy miisa 27 indray koa no  miara-mifindra toerana. 31 no isan’ny   polisy ao Betroka ka ny  27 amin’ireo  izany no  indray nafindra. Iraha-mahalala  aloha fa tsy  dia voahaja  loatra  toy ny  amin’ny  tanàn-dehibe ny famindran-toerana ny mpiasam-panjakana any ambanivohitra   sy ny  any amin’ny  distrika  fa  ity miseho any Betroka ity kosa  dia  manaitra ihany. Fa nisy inona loatra  tao amin’ny polisim-pirenena tao no nanao famindra-toerana  faobe toy izao ?

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

  • Fanavaozana
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

ny Repoblika

  • VOVONANA ATF
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

Tafapetraka ny

Hijery ny tohiny
FTT