• Zoma 30 Oktobra 2015
Politique.CENI Mpikambana 7 amin’ny 9 no nanao fianianana

Nahavita fianianana omaly teny amin’ny lapan’ny fitsarana Anosy ireo mpikambana 7 amin’ny 9 mandrafitra ny Vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Oktobra 2015
Politique.Mamy Rakotoarivelo « Manohana an’i Dada 100% aho »

Manoloana ny resabe manodidina azy sy ny fiainany manokana dia nanapa-kevitra ny hivoaka tamin’ny fahanginany ka nihaona tamin’ny mpanao gazety omaly teny an-tranony teny Ankadifotsy i Mamy Rakotoarivelo, filohan’ny kongresin’ny tetezamita teo aloha.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2015
Politique.Fibodoan’i Frantsa ny «Iles Eparses» Tsy sahy mikofoka ny fanjakana Malagasy

Efa nisy ny tolokevitry ny fivoriamben’ny Firenena mikambana tamin’ny taona 1979 ary nohavaozina ny taona 1980 mampirisika an’i Frantsa hifampiraharaha haingana amin’i Madagasikara mikasika ny famerenana ny «îles Eparses».

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2015
Politique.Serge Zafimahova Ho avy ny fanonganam-panjakana…

Tsy misy fitoniana eto, maro ireo zavatra tsy ahitam-bahaolana, miha ratsy ny toe-draharaha ary misy ireo mpiara-miasa amin’ny filoham-pirenena mandray fanapahan-kevitra hafahafa tena hitarika savorovoro.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2015
Politique.Antenimieram-pirenena Fa nankaiza ny maro an’isan’ny Filoha ?

Tratran’ny kapoka an-tampon-doha ve ny fitondrana sa inona no hafatra tian’ny depiote hampitaina tamin’ny nifidianan’izy ireo an’Atoa Rakotonarivo Thierry ilay sekretera jeneralin’ny minisiteran’ny Atitany nandritra ny fitondrana Tetezamita nampandany ny lalàmpanorenan’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2015
Politique.Zoma « magnifique » eny Tsimbazaza Antsoina hiaka-dapa ny praiminisitra sy ny ekipany

Araka ny fifanarahana nataon’ireo solombavambahoaka tamin’ny alalan’ny tsangan-tanana natao ka nanampiana ny fandaharam-potoana efa voarafitra dia hafanafana ny eny amin’ny Lapan’i Tsimbazaza eny rahampitso zoma 29 oktobra 2015

Hamaky ny tohiny
FTT