Politique

Zoma « magnifique » eny Tsimbazaza Antsoina hiaka-dapa ny praiminisitra sy ny ekipany


  • Alakamisy 29 Oktobra 2015

Araka ny fifanarahana nataon’ireo solombavambahoaka tamin’ny alalan’ny tsangan-tanana natao ka nanampiana ny fandaharam-potoana efa voarafitra dia hafanafana ny eny amin’ny Lapan’i Tsimbazaza eny rahampitso zoma 29 oktobra 2015

 

. Nantsoin-dry zareo ho eny an-toerana moa amin’ny marainan’io andro io ny praiminisitra Jean Ravelonarivo sy ireo minisitra misahana ny filaminana hifanazavana marina ny amin’ny raharaha depiote Mara Niarisy izay nitranga tany Ankazoabo Atsimo efa ho roa volana sy tapany katroka izao. Ny tolakandro kosa dia hiaka-tsehatra hamaly mivantana ireo fanontaniana hapetrak’ireo depiote aminy avy ireo minisitra isanisany  amin’ireo zava-manahirana mitranga eto amin’ny firenena ankehitriny.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

Hijery ny tohiny
FTT