- Alakamisy 05 Novambra 2015
Politique.Rava ny MAPAR Niala i Rolly Mercia
Efa akaiky ho rendrika ny sambon’ny MAPAR koa dia niala mialoha i Harry Laurent Rahajason na Rolly Mercia. Nametra-pialana tsy ho filoha lefitry ny Mapar any Mahajanga nanomboka ny talata hariva teo ny tenany,
Hamaky ny tohiny
