Tsy nanao fety be sy hanim-pito loha tamin’ny fankalazana ny faha 79 taonany omaly ny filoha teo aloha ny Amiraly Didier Ratsiraka;
nanome toromarika ireo mpiara-dia aminy izy ny hanaovana tsipaipaika mba hanampiana ireo Malagasy mpiray tanindrazana tratran’ny kere any atsimo.Na izany aza anefa dia nanomana fety hiarahabana azy ihany ireo mpiara-dia aminy ny sabotsy ho avy izao.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.