Politique

Volavolan-dalŕn’ny tetibola 2016 Manana ny heviny ireo depiote teny Tsimbazaza


  • Alakamisy 26 Novambra 2015

RANAIVO Herinantsoina Tokony hisy hiantraika any amin’ny vilanin’ny vahoaka ny tetibola amina miliara tapahan’ny depiote ety amin’ny fivoriana atao ety.

 

Tsy misakana ny adihevitra sy fandaniana lalàna atolotra izahay fa na ny karamanay depiote aza dia voafaritr’ity tetibola ity fa tokony mba rehefa tsy mifanaraka amin’ny hetahetam-bahoaka dia lavina na ahitsy fa tsy hisy hanangatsanga-tanana ho azy eo fotsiny. Hafa indray moa ilay LFR teo satria ny firenena tsy maintsy mandroso.


Ratefiarivony  Jaona

« Manoloana ny volavola tetibolam-panjakana 2016 dia heverinay solombavambahoakan’i Madagasikara ho zava-dehibe ny hoe : inona no  miantraika mivantana amin’ny fiainam-bahoaka ? Tianay hotsipihana hoe manao ahoana ny karaman’ny mpiasam-panjakana 2016 fa tena anisan’ny mampimenomenona  mpiasa io ? Eo koa ny hoe manahoana ilay  fampandrosoana ifotony fa misy distrika mahazo tombony noho ny hafa ? Rehefa mijery ao anatin’ilay boky isika dia mahita fa misy hatrany amin’ny 100 miliara ariary ny eo amin’ny minisitra miandraikitra ny tetikasan’ny filoham-pirenena ; dia misy manana 200 miliara Ariary ka efa misy vola betsaka ireo tokony mba hampifandanjana fa any amin’ny minisitera sasany tena ambany dia ambany zara raha misy ka mandringa ilay fampandrosoana an’i Madagasikara”.

 

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

Hijery ny tohiny
FTT