Politique

Morombe, Toliara II Hosoloina PDS izay Ben’ny tanŕna tsy mifidy HVM


  • Alatsinainy 30 Novambra 2015

Nantsoina hiofana momba ny statistika sy ny sora-piankohonana ireo Ben’ny tanŕna voafidy tao anatin’ny Distrikan’i Morombe sy Toliara II.

 

 Ao Morombe no hatao ny fiofanana, anio tontolo andro. Nisy tamin’ireo Ben’ny tanàna no efa nasaina ho tonga omaly alahady. Izay tonga anefa dia efa nofahanan’ny solontenam-panjakana avy ao amin’ny Faritra Atsimo Andrefana resaka fa tsy maintsy mifidy lisitry ny antokom-panjakana HVM (Hery Vaovao ho an’i Madagasikara) amin’ny fifidianana Senatera hatao amin’ny 29 desambra 2015 fa « izay, hono, no iraka » nampanaovina azy ireo. Mahazo fandrahonana ireto olona voafidim-bahoaka ireto fa hosoloina delegasiona manokana izay tsy mifidy HVM eo. Nisy tamin’ireo Ben’ny tanàna no nitsoaka niverina any amin’ny Kaominina niaviany avy hatrany omaly fa tsy nahazaka ny tsindry sy ny fandrahonana.

Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

Hijery ny tohiny
FTT