Politique

Fifidianana Loholona Foto-kevitra sa ramatahora ?


  • Alatsinainy 28 Desambra 2015

Nifandimby tonga tao Tolagnaro, ny faran’ny herinandro teo, mandresy lahatra faramparany ireo mpifidy lehibe, ireo kandida Loholona sy ireo mpanohana azy avy.

 

Teo ny kandida tsy miankina Kaleta, izay tohanan’ny depiote Hatrefindrazana Jerry. Tonga tany koa ny kandidan’ny Monima, Monja Roindefo. Tonga tany ihany koa ny minisitry ny raharaham-bahiny Atallah Béatrice sy Rakotoarison Yves Aimé, izay samy mpanohana ny HVM. Raha fandresen-dahatra tsotra no nataon’ireo kandida roa voalohany, manome safidy malalaka an'ireo mpifidy, ny an’ny HVM kosa dia fandrahonana hanala ireo Ben'ny tanàna ka hosoloina PDS, ny tsy ho fanomezana “subvention” no nasesik’izy ireo raha tsy mifidy HVM. Ny vokatry ny latsa-bato rahampitso no hamantarana na ny foto-kevitra no nandaitra na ny ramatahora.

OTH

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

Hijery ny tohiny
FTT