Politique

Moramanga Mbola hahazo fiofanana ireo mpifidy vaventy anio


  • Alatsinainy 28 Desambra 2015

Na dia voalazan’ny lalàna aza fa tapitra ny maraina teo tamin’ny 6 ora ny fotoanan’ny fampielezan-kevitra ho an’ny fifidianana Loholona hotanterahina rahampitso talata 29 desambra 2015 dia fantatra izao,

 

 araka ny fampitam-baovao avy any an-toerana fa mbola nahazo taratasy fanasana tsirairay  avy amin’ny Distrika any Moramanga ireo Ben’ny tanàna sy ireo mpanolotsain’ny tanàna voafidy ara-dalàna hiatrika fiofananana izay  tarihin’ity rafitra ity, anio. Mahagaga ny tranga-javatra satria ireo olona voatonona ireo dia anisan’ireo mpifidy vaventy handray anjara amin’io fifidianana hatao io.

Rabri

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Antoko politika Maeva
  • Talata 27 Oktobra 2026

«Sao tokony hamboarina

  • Tanora Monima
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2026

«Miha matanjaka ny BRICS,

Hijery ny tohiny
FTT