Politique

Fandraharahana sy Indostria Hiara-kiasa akaiky amin’i Etazonia i Afrika


  • Talata 02 Febroary 2016

Hanomboka anio ary haharitra 3 andro ny fihaonana an-tampony eo amin’ny Afrika sy Etazonia momba ny fandraharahana, izay atao any Addis Abeba renivohitr’i Etiopia.

 

Fotoana iray hifampiresahana sy hifandresena lahatra eo amin’ny roa tonta ny amin’ny endrim-piaraha-miasa mety ho atao.Tanjona ho an’ny Afrikanina, anisan’izany i Madagasikara ny fameloma-maso ny indostria sy ny fahatongavan’Amerikanina hampiasa ny volany aty Afrika.Ho an’i Madagasikara manokana, araka ny nambaran’ny minisiry ny varotra sy ny fanjifana Narson Rafidimanana dia zava-dehibe ny fananganana foto-drafitrasa (ozinina), ny fanodinana ny vokatra eto an-toerana ary ny fanondranana izany any ivelany.Tafiditra ao anatin’ny lahadinika amin’ity fivorian’ny Afrikanina sy ny Amerikanina ity ihany koa ny resaka angovo sy fizahan-tany.

RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien AimĂ©
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT