• Talata 16 Febroary 2016
Politique.Fitsipika anatin’ny Antenimierandoholona Miandry ny fiverenan’ny filohan’ny HCC

Miandry ny hevitry ny Fitsarana Avo Momba ny Lalàmpanorenana ny Antenimierandoholona raha mifanaraka amin’ny Lalàmpanorenana na tsia ny fitsipika anatiny hifehy ity

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Febroary 2016
Politique.Mpamatsy vola iraisampirenena Mitaky governemanta teknisianina

Tsy takona afenina intsony ny fahantran’ny vahoaka Malagasy. Toa minia mikipy sy manampin-tsofina amin’ny zava-misy iainan’ny mponina anefa ny mpitondra mahefa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Febroary 2016
Politique.Fikambanan’ny ben’ny tanàna any Anjozorobe Naneho hevitra ny amin’ny fanoloana ny praiminisitra

Miteraka resa-be eto amin’ny firenena tato ho ato ny mikasika ny fanoloana ny praiminisitra am-perinasa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Febroary 2016
Politique.Fiombonamben’ny Sakalava eto Madagasikara Mitaky praiminisitra vaovao mahavita azy

Mitaky praiminisitra vaovao mahavita azy ny fiombonamben’ny fikambanana Sakalava eto Madagasikara tarihin’ny filoha nasionaliny Manjary Fidéle.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Febroary 2016
Politique.Filohan’ny HAFARI Malagasy Maty nisy namono ny mpiambina azy

Maty nisy namono ny sabotsy hariva teo i Berakely, mpilalao rugby ao amin’ny FITA II mpiambina ny filohan’ny fikambanana HAFARI Malagasy Rafanomezantsoa Jean Nirina

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Febroary 2016
Politique.Fisokafan’ny orinasa TIKO Ny fanjakana no tokony hangataka amin-dRavalomanana

Ny fitondrana amin’izao fotoana no tokony hangataka amin’ny filoha teo aloha Ravalomanana Marc ny fisokafan’ny orinasa TIKO hoy

Hamaky ny tohiny
FTT