• Zoma 19 Febroary 2016
Politique.Fanitsiana ny lalampanorenana “Tena ilaina”, hoy i Faneva Raholdina

Nivoaka tamin’ny fahanginany Raholdina Faneva nanoloana ilay tenin’ny filohan’ny Antenimierandoholona Rakotomanana Honoré mikasika ny tokony hanitsiana ny lalampanorenana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Febroary 2016
Politique.Madagasikara Mampiantrano Sinoa 100 000

Ho an’ny sinoa dia taonan’ny rajako ity taona 2016 ity izay mifanandrify amin’ny tonom-bitan’ny olona teraka tamin’ny vanim-potoana voatondro ka fotoana ifamelana sy fandoavana trosa ary famintranam-pihavanana ny taom-baovao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Febroary 2016
Politique.Vato aondrana any La Réunion Fanompana ny Malagasy tsotra izao

220 000 taonina amin’ireo 19 tapitrisa taonina ilaina amin’ny fanamboarana ilay lalana ambony ranomasina antsoina hoe « nouvelle route du littoral » atsy amin’ny nosy La Réunion no alaina any amin’ny kaominina Ambanivohitry Fanandrana ao Toamasina

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Febroary 2016
Politique.Pr Zafy Albert Naleony manoratra boky tantara

Nangina tsy dia nandrenesam-peo na naneho hevitra politika efa fotoana elaela izay ny filoham-pirenena teo aloha (27 martsa 1993 – 5 septambra 1996), Pr Zafy Albert.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Febroary 2016
Politique.Vola avy amin’ny FMI Mahatoky tena ny fanjakana Malagasy

Madiva hifarana ny fe-potoana enim-bolana karazana ala nenina nomen’ny Tahirimbola iraisam-pirenena ho an’ny governemanta Malagasy nametrahana programa lasitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Febroary 2016
Politique.Mpitsoa-ponenana Syriana Horaisin’i Madagasikara ny anjaran’ny Frantsay ?

Mampitsangam-bolo ny nandre ny vaovao. Haparitaka any amin’ireo firenena zanatany frantsay teo aloha ireo mpifindra monina syriana, mitsoaka ny ady any Syria. Re fa anisan’ny (nanaiky ?) hampiantrano azy ireo i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT