• Alarobia 17 Febroary 2016
Politique.Depiote Andriambelosoa Barijaona Nodimandry teo amin’ny faha-51 taonany

Nodimandry omaly talata 16 febroary 2016, antoandro, i Andriambelosoa Barijaona rehefa nolazoin’ny aretina fotoana naharitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Febroary 2016
Politique.FANITSIANA NY LALAMPANORENANA Miombon-kevitra amin’ny filohan’ny Antenimierandoholona i Faneva Raholdina

Nivoaka tamin’ny fahanginany Raholdina Faneva nanoloana ilay tenin’ny filohan’ny Antenimierandoholona Rakotomanana Honoré

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Febroary 2016
Politique.Kolonely Coutiti sy ny FEDeP Namingavinga an-dRavalomanana

Ny faran’ny herinandro teo, tonga tany Toliara ry Kolonely Coutiti sy ny mpikambana avy ao amin’ny FEDeP nasionaly nametraka ny biraon’ny sampan’ny fikambanan’ireo gadra politika any amin’ny Faritra Atsimo Andrefana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Febroary 2016
Politique.Mampikony Fitokonambe mitaky ny fialan’ny Sefo Distrika

Vao miandoha ny herinandro dia efa nafampana ny toe-draharaha tao an-drenivohitry ny Distrikan’i Mampikony omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Febroary 2016
Politique.Pety Rakotoniaina Namitsaka any Ikalamavony

Nangina tanteraka tsy andrenesam-peo i Pety Rakotoniaina. Manaitra ihany io fahanginan’ny filoha nasionalin’ny Tambatra io, indrindra manoloana izao fisafotofoton’ny raharaham-pirenena sy ny firongatry ny tsy fandriampahalemana manerana ny Nosy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Febroary 2016
Politique.Ravelonarivo Jean Manahirana ny fitondrana HVM

Tsy azo ialàna intsony fa tena efa manomboka ny fampielezan-kevitra ho an’ny fifidianana izay ho filoham-pirenena amin’ny taona 2018.

Hamaky ny tohiny
FTT