Politique

Pety Rakotoniaina Namitsaka any Ikalamavony


  • Talata 16 Febroary 2016

Nangina tanteraka tsy andrenesam-peo i Pety Rakotoniaina. Manaitra ihany io fahanginan’ny filoha nasionalin’ny Tambatra io, indrindra manoloana izao fisafotofoton’ny raharaham-pirenena sy ny firongatry ny tsy fandriampahalemana manerana ny Nosy izao.

 

 Taorian’ny fifidianana Ben’ny tanàna ny 31 jolay 2015 io fahanginany io. Kandida Ben’ny tanàna tao Fianarantsoa izy. Sahotaka vao maraina tao Fianarantsoa ny androm-pifidianana, noho ny fielin’ny feo fa misy bileta efa voamarika mialoha entin’ny mpifidy. Niditra nanala ny efitrano fisainana tao anaty birao fandatsaham-bato i Pety Rakotoniaina. Nomelohin’ny fitsarana higadra herintaona an-tranomaizina sazy mihatra izy tamin’io fihetsiny io. Hita nivezivezy tao Fianarantsoa sy Ikalamavony izy na teo aza izany, saingy namitsaka.


Rabri

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT