Politique

Andrimpotsy Fenoarivobe Namidin'ny Ben'ny tanŕna indray ny tanin'olona ?


  • Talata 14 Jona 2016

Namidin'ny Ben'ny tanŕna any Andrimpotsy Fenoarivobe indray ny tanin'olona efa voasoratra ara-dalŕna avy amin'ny didy navoakan'ny tribonalin'i Miarinarivo tamin'ny fotoanandrony.

 

Tanin'ny minisiteran'ny fambolena nozaraina tamin'ny olona izy io tamin'ny fotoanandron'ny tetikasa fifindra-monina tany Bongolava nataon'ny fanjakana foibe. Efa tany amin'ny taona 2005 no voalaza fa nisehoan'izany trangan-javatra izany. Voafaritra tsara mihitsy fa ny 14 septambra 2005 no namoahan'ny tribonalin'i Miarinarivo ny didy fanolorana maimaimpoana ny tany. Ny 20 mey 2016 lasa teo anefa dia nivadika ny zava-drehetra. Mitaraina noho ny fanararataom-pahefana atao aminy ireo tompon-tany ka miantso ny fanjakana mahefa hijery ifotony ny raharaha fa manimba ny sarin'ny antokon'izy ireo izao ataon'ity ben'ny tanàna voafidy tamin'ny alalan'ny HVM izao.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien AimĂ©
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT