• Zoma 24 Jona 2016
Politique.Depiote Andrianarivo Hary “Tsy mitady toeran-kafa aho”

Nanambara mazava nanoloana ny mpanao gazety, ny depiote Andrianarivo Harimampianiana Razakarivelo voafidy tany amin’ny distrikan’Ambositra Faritra Amoron’i Mania,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Jona 2016
Politique.Club des Jeunes Supporteurs Marc Ravalomanana Hatsangana manerana ny Faritra 22

Efa am-perinasa tanteraka izao ny Birao Foiben'ny CSJ-MR (Club des Jeunes Supporteurs Marc Ravalomanana) ka ao Fianarantsoa Renivohitra no misy ny Foibeny ary efa mametraka rafitra sy Birao isam-paritra izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Jona 2016
Politique.Diplaomasia Handao an’i Madagasikara ny Ambasadaoron’i Indonezia

Handao tsy ho ela an’i Madagasikara ny ambasadaoron’i Indonezia niasa sy nonina teto,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Jona 2016
Politique.Antenimieram-pirenena Tonga eny koa ny fanapenam-bava ?

Nanao vaky bantsilana ny fitsabatsabahan’ny fanjakana amin’ny alalan’ny minisitera eo anivon’ny fiadidiana ny Repoblika misahana ny tetikasan’ny filoham-pirenena,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Jona 2016
Politique.Fandinihana ny LFR Nivoaka ny efitrano fivoriana ny depiote Rodin

Samy manana ny heviny ireo depiote isanisany amin’ny fandinihana ny volavolan-dalàna eny anivon’ny fivoriana ara-potoana ataon’ny Antenimieram-pirenena ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Jona 2016
Politique.Dada sy ny ekipany Vonona hatrany hanarina ny firenena

Mbola any Etazonia hatramin’izao ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana, ary raha ny fahafantarana ny fandaharam-potoanany dia any izy no hankalaza ny fetim-pirenena amin’ny 26 jona izao.

Hamaky ny tohiny
FTT