- Alarobia 22 Jona 2016
Vondrona VPM.MMM Mitsipaka tanteraka an’i Hajo Andrianainarivelo
Niforona tamin’ny fifidianana Filoham-pirenena fihodinana faharoa farany teo ny VPM MMM Vondrona Politika Mivondrona MMM,
Hamaky ny tohinyNiforona tamin’ny fifidianana Filoham-pirenena fihodinana faharoa farany teo ny VPM MMM Vondrona Politika Mivondrona MMM,
Hamaky ny tohinyNandritra ny fihaonana teo amin’ny governemanta sy ny antenimieram-pirenena omaly tontolo teny Tsimbazaza dia maro ireo depiote sy mahafantatra tsara ny asa aman’andraikitr’izy ireo akory.
Hamaky ny tohinyMatoam-baovao mbola mitana ny sain’ny maro amin’izao fotoana izao ny fanotofana tany eny amin’ny «Marais Masay».
Hamaky ny tohinyTena niezaka mafy izahay tao anatin’ny 2 volana mba hanatratra ny tanjona napetraka momba ny fampandrosoana ny firenena, hoy ny praiminisitra Solonandrasana Mahafaly Olivier omaly teny amin’ny lapan’ny antenimieram-pirenena Tsimbazaza.
Hamaky ny tohinyny fametrahan’ireo solombavambahoaka fanontaniana nivantana tamin’ny governemanta notarihan’ny praiminisitra Solonandrasana Olivier
Hamaky ny tohinyNotoloran’ny masoivohon’i Torkia fiara 4x4 vaovao marika Huyndai ny Kaominina ambonivohitr’i Mahajanga.
Hamaky ny tohiny