Politique

Club des Jeunes Supporteurs Marc Ravalomanana Hatsangana manerana ny Faritra 22


  • Zoma 24 Jona 2016

Efa am-perinasa tanteraka izao ny Birao Foiben'ny CSJ-MR (Club des Jeunes Supporteurs Marc Ravalomanana) ka ao Fianarantsoa Renivohitra no misy ny Foibeny ary efa mametraka rafitra sy Birao isam-paritra izy ireo.

Fikambanana miisa 7 no mandrafitra ny CJS-MR izay tsy nanavahana firehan-kevitra ara-pinoana sy ara-pirazanana. Misy ny rafitra efa mijoro eo anivon'ny Fikambanana izay Tarihan'Andriamatoa Ramanantsalama Honoré Chrysostome, filoha nasionaly. Ezaka lehibe hotratrarina ny hananganana ny rafitra isaky ny faritra 22 ao anatin'ny 3 volana mialoha ny hanaovana ny kongresim-paritra.

Marihina fa efa misy ny pejy facebook CJS-MR Tanora Mifanome tanana izay efa ifaneraseran'ny mpikambana sy ireo izay maniry ny hikambana izay asaina hiditra an-tanan-droa.

Ntsoavina  Evariste


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT