• Talata 28 Jona 2016
Politique.Honoré Rakotomanana Tsy vahaolana ny fifamonoan’ny samy Malagasy

Niaiky ny filohan’ny Antenimierandoholona Honoré Rakotomanana omaly fa tena mandalo fahasahiranana ny firenentsika ary tena mahatsiaro mangirifiry ny vahoaka Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Jona 2016
Politique.Depiote Rahantasoa lydia Sady mpanao lalàna no manao asa soa

Nanolotra solombodiakoho sy bodofotsy ho an’ireo zokiolona ary harendrina ho an’ireo ankizy tao amin’ny Distrikan’i Manjakandriana, ahitana ny Kaominina Alarobia,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Jona 2016
Politique.MINISITRA

Niray feo ary nanameloka ny asa fampihorohoroana nahafatesana sy naharatrana olona teny Mahamasina ireo minisitra HVM, TIM, MAPAR 2, MAPAR 3, VPM, AVI ary tonga nitsidika ireo maratra teny amin’ny HJRA omaly hariva sady nitondra fanampiana tahaka ny lamba firakotra sy fanafody.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Jona 2016
Politique.26 jona nihosin-dra 2 no maty, 72 naratra

Semban-drahona ny fanamarihana ny faha-56 taona niverenan’ny fahaleovantena omaly 26 jona satria nandriaka indray ny ra teny Mahamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Jona 2016
Politique.Filoha teny Iavoloha Fandokafan-tena no betsaka

Firenena sahirana tanteraka i Madagasikara tamin’ny taona 2014 nandraisako ny fitondrana, hoy ny filohan’ny Repoblika Rajaonarimampianina Hery omaly teny Iavoloha.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Jona 2016
Politique.Depiote Rasoanoromalala Marie Horace Nitodika manokana tamin’ny tanora sy ankizy

Ambohipihaonana teny Carrière Ambodihady, Boriborintany fahenina ny sabotsy 25 jona teo nisian’ny hetsika ara-panatanjahantena samihafa,

Hamaky ny tohiny
FTT