• Alatsinainy 04 Jolay 2016
Politique.Olom-boafidy mpamadika palitao Metimety kokoa aminareo ny miala TIM, hoy i Dada

Voalaza mazava ao anatin’ny fifanarahan’ireo firenena 15 mpikambana ao amin’ny «Southern African Development Community»

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Jolay 2016
Politique.Randriamahefa Charles Mbola fahefana faha-4 ny mpanao gazety

Nafana dia nafana ny adihevitra tety amin’ny Lapan’ny Antenimieram-pirenena tamin’ilay resaka volavolan-dalàna mifehy ny serasera iny ka tao ny nieritreritra ny handrosoana azy io tamin’ity andro zoma famaranana

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Jolay 2016
Politique.Depiote Ravahimamanana Guillaume Nilaza ho tsy mikatsaka afa-tsy ny tombotsoam-bahoaka

Na dia ambara matetika aza hoe tsy hita sy tsy mandray andraikitra miaro ny mponina amin’ny raharaha tany hifandroritan’ny mpandraharaha

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Jolay 2016
Politique.Fehezan-dalàna hifehy ny fifandraisana Terena tsy maintsy holanian’ny depiote

Nantsoina hivory tsy ara-potoana ny Antenimieram-pirenena sy ny Antenimierandoholona, amin’ity herinandro ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Jolay 2016
Politique.Antoko Monima Tsy maintsy saziana ireo mpanao ratsy

Nivoaka tamin’ny fahanginany ny antoko Monima ka nanao fanambarana ampahibemaso ny faran’ny herinandro teo notaterin’ny filoha nasionaliny, Atoa Monja Roindefo Zafitsimivalo,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 02 Jolay 2016
Politique.Etat Islamique Efa eto Antananarivo ?

Nanokana pejy momba ny ahiahy amin’ny firoboroboan’ny Silamo mahery fihetsika eto Madagasikara ny gazety boky Jeune Afrique nivoaka omaly zoma 1 jolay, araka ny hita tao amin’ny tranonkalany

Hamaky ny tohiny
FTT