- Alarobia 06 Jolay 2016
Politique.Randriamahefa Charles Mbola fahefana faha-4 ny mpanao gazety
Mbola hafana dia hafana ny adihevitra eny amin’ny Lapan’ny Antenimieram-pirenena eny Tsimbazaza amin’ilay resaka volavolan-dalàna mifehy ny serasera fototry ny fiantsoana fivoriana tsy ara-potoana hatrehan’ireo depioten’i Madagasikara hatry ny omaly.
Hamaky ny tohiny
