• Zoma 01 Jolay 2016
Politique.Raharaham-pirenena Roso ho amin’ny governemantan’ny firaisam-pirenena

Vaovao mbola mitana ny sain’ny maro ary anisan’ny fototry ny fanehoan-kevitry ny olom-pirenena sy famakafakan’ny mpanao politika iny fipoahana nahafatesana olona teny Mahamasina, ny harivan’ny 26 jona, fankalazana ny fetim-pirenena iny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Jona 2016
Politique.Krizy tsy mety vita Mivaky koa ny foloalindahy

Tsy sitrana tsara akory ny ratra eo anivon’ny foloalindahy noho ireo krizy politika nifandimby (2002 sy 2009) dia niampy indray ankehitriny noho ny tsy fahaizan’ny mpitondra mandamin-draharaha.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Jona 2016
Politique.Paikady vaovao hanisam-bahoaka Hatolotra ny governemanta ato ho ato

Hatolotra ny governemanta ato ho ato aorian’ny fikaonandoha mikasika ny paikady vaovao hahafahana manatontosa ny fanisam- bahoaka eto

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Jona 2016
Politique.Soamahamanina Inona no hitranga ato anatin’ny 72 ora ?

Tantara mitohy ny fifandroritana manodidina ny fitrandrahana volamena ataon’ny orinasa sinoa Jiuxing Mines eny Soamahamanina, Miarinarivo Itasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Jona 2016
Politique.Vehivavy parlemantera Nitambatra nahatsiaro ireo niharam-boina tetsy Mahamasina

Nahatsiaro an’ireo niharam-boina tamin’ny 26 jona tetsy Mahamasina ireo vehivavy parlemantera avy amin’ny Loholona etsy Anosikely

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Jona 2016
Politique.Antoko Aro riaka Hiantsy ny EMMOREG

Hanatontosa diabe am-pilaminana miainga etsy Ankadimbahoaka ary hihazo an’Anosy ny Antoko Aro riaka rahafakampitso sabotsy.

Hamaky ny tohiny
FTT