Politique

Randriamahefa Charles Mbola fahefana faha-4 ny mpanao gazety


  • Alatsinainy 04 Jolay 2016

Nafana dia nafana ny adihevitra tety amin’ny Lapan’ny Antenimieram-pirenena tamin’ilay resaka volavolan-dalàna mifehy ny serasera iny ka tao ny nieritreritra ny handrosoana azy io tamin’ity andro zoma famaranana

 

ny fivoriana ara-potoana ity nefa tao koa ny nanizingizina ny hanemorana izany hodinihana amin’ny fotoana  manaraka amin’ny fotoam-pivoriana tsy ara-potoana  heverina fa hatao tsy ho ela fa maro loatra ny andininy hodinihana amin’ity volavolan-dalàna ity fa mahatratra 200 mahery ka tokony hodinihana amin’ny fo tony sady efa izay koa no lanin’ny maro an’isa ka tsy maintsy arahina amin’ny maha lapan’ny demokrasia ety amin’ny Antenimieram-pirenena. Izaho koa dia mieritreritra fa mbola manana ny toeran’ny fahefana fahefatra ny mpanao gazety eto amin’ny firenena ka tena manana ny lanjany manokana ary ny lasa koa tokony ho fakan-desona fa tamin’ny fanakatonana haino aman-jery tsy miankina iray ange no nampirodana ny fanjakana teo aloha, hoy ny depiote Randriamahefa Charles

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT